4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Satry foana - Tovo j'hay

Efa ho ora iray no tafaray
Miara-mikorana feno hafanana
Ireo mpankafy mozika sy dihy
Toa tsy mba malaina
Satriny aza hitohy ny maraina
Ravo ery izay tsy izy
Ireto ankizy milalao
Toa variana
Toa sondriana
Manana anjara
Fa satry foana tsy mba hiala eo
Fa satry foana hihaino ilay feo
Fa satry foana tsy mba hiala eo
Fa satry foana hihaino ilay feo
Kotaba be ry zareo
Tsy mety leo
Miara-miangola
Miaraka midola
Miondana aty mankary mankatsy
Korana tsy rava
Raha tsy tsemboka ny tava
Ravo ery izay tsy izy
Ireto ankizy milalao
Toa variana
Toa sondriana
Manana anjara
Fa satry foana tsy mba hiala eo
...

Partager satry foana

Commenter satry foana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tovo j'hay

Suite